Skip to content

Aty ny maso ô!

mars 9, 2010

Miarahaba antsika rehetra,

Aty daholo ny maso ry vehivavy namako, mandàla ny kanto sy mankafy ny meva! Inty blog vaovao amin’ny teny malagasy sy frantsay (indraindray), izarana amintsika, izay mahasoa sy mahafinaritra eo amin’ny haingo, bika, fahasalamana, fiainanana andavanandron-tsika andriambavilanitra malagasy.

Tsy zavatra ratsy na atao ahamenatra ny hajejoana ao amin’ilay oui, hazavaiko kely, ilay ao amin’ny mendrika ny tena na vatana na taona. Ny vehivavy no ravaky ny tontolo bontolo, na ny tokantrano raha izay no tianao, ka omeo anjara ny bika sy ny endrika mba hiavaka amin’ny maro.

Ndao ary, dia mazotoa manaraka.

Ikalajejo.

3 commentaires leave one →
  1. Elisa permalink
    mars 11, 2010 10:35

    Mahafinaritra be le blog fa tohizo, ary ohatry ny fantatro io olona amin’ny sary io!
    Mazotoa akia!

  2. mars 14, 2010 4:07

    tsara le blog fa za ky tsy d tia loko oe sombre daolo ny eny @ tenako a za manko tsy d fotsy d marevaka foana matetika ny body anaovako

    • mars 15, 2010 8:39

      Bjr ndry,
      Misaotra ny mpamaky e, matetika aloha raha ohatra mangamanga manjamanja ny fihodirana, dia metimety kokoa ny loko marevaka e, ny fotsy koa maneva ny zarazara hoditra. Dia mazotoa manaraka, raha misy fanontaniana dia aza mihafahafa.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :